Étiquette : Ambony moraly

Ambony moraly

Ambony moraly

Marary ve ianao? Sa kivy tsotra izao? Sa vizana tanteraka ? Sa kivy sady reraka? Vokatry ny aretina sy fanaintainana? Sa noho ny tsy fisiana sy ny adim-piainana ?  Mitonia aloa dia amboary ny fisainanaTsy akory vahaolana izato fitarainana Ny tebiteby mantsy tsy mitondra fitoniana Ny fanafody tsara dia mivavaka mangina Maka saina kely dia mandinika ny atao Tsarovy f'any misy mijaly noho ianao  … Continuer à lire Ambony moraly