Catégorie : Fiaraha-monina

An’Andriamanitra ny famaliana

An’Andriamanitra ny famaliana

Tomany ny fianakavianaLasa ianao ry HaingotianaTsy hita intsony izay teneninaMaty tsy nialàna neninaTsy aretina tsy notsaboinaFa fanahiniana novonoinaTsy nasiana indrafoTena mahavaky fo Mitomany izahay, mahatsiaro ho mararySatria ireo olo tsy manjaryNo namono tsotra izaoNanapitra ny andronaoSady tsisy fitsitsianaFa tena feno habibiana Mainka nitombo ny fitomanianaF'iny andro iny ry HaingotianaHay ianao afaka bakaMafy mila tsy ho … Continuer à lire An’Andriamanitra ny famaliana

Mivavaka

Mivavaka

Mivavaka isika, mivavaka eny foanaMivavaka ao an-trano sy any am-piangonanaMivavaka isan'andro, eny mandavan-taonaNa misy fahoriana na fety aman-danonana Mivavaka isika rehefa hihinam-bary Andriamanitra ô tahio ny sakafonay Omeo ireo tsy manana, sitrano ny marary Hatramin'ny ankizy mivavaka ohatr'izay Maro ireo mivavaka alohan'ny fandriana Misy koa mivavaka fa tonga ny maraina Mivavaka misaotra sy mangata-pitahiana Mandohalika … Continuer à lire Mivavaka

Halantsika

Halantsika

Mahavariana kosa isika indraindray Halantsika loatra mantsy ny frantsayTampoka eo anefa dia isika ihanyNo maniry mafy ho any an-taniny anyMilaza ho tsy tia frantsay mpanjanakaNefa ny fiteniny no ampianaran-janaka Maro tena maro koa no tsy tia karànaLazaina fa mpangorona harena eto an-tanànaNefa etsy andaniny mampanontany tenaFa ny magazainy no maro mpiantsenaMitovy tsisy valaka amin'izany ihany … Continuer à lire Halantsika

Mpitondra fivavahana

Mpitondra fivavahana

Mpitondra fivavahana

Ny reny

Ny reny

Ny renintsika tany aloha,dia nahay nanasoa,sy nikolokolo ny tao an-tokatranoReny mpitaiza sy mpitantara anganoReny nipasoka sy nahandro varyNikarakara vady ho salama tsy hararyNanome fitia sy nanabe ny zananyHavanana amin'ny zaitra sy ny asatananyNanaja andefimandry sy nandefitra ihany koaMahatehidera ny reny tany aloha Niova moa ny fiainana nony aty aorianaBetsaka ny reny mandao ny fandriana,fa mifoha … Continuer à lire Ny reny

Mialona azy ianao

Mialona azy ianao

Mialona azy ianao,satria tsy vitanao ny ezak'izay vitany?Satria tsy hitanao ny tany efa hitany?Maniry loatra ianao te hitovy aminy?Dia ilay fiainanao no lasa tsisy maminy Mialona azy ianao,satria izay nokasainy, tena novitainy?Azony ihany koa izay zavatra nilainy?Toa satrinao hahita azy hijanona ho ambany?Dia ny fonao no harary amin'izany Mialona azy ianao,satria ny fiainany toa misy … Continuer à lire Mialona azy ianao

Vavy sa lahy?

Vavy sa lahy?

Misy olombelona tsy fantatrao intsonyToy ny vehivavy nefa bandy ry leronyAtao hoe lehilahy nefa toa manalasalaNy ao anatiny ao moa tsisy mahalala Ny fihetsiny moa dia vavivavy toetraNefa toy ny lahy ny vatany rehetraFanina ny maro f'inona ary ity?Atao "ialahy" ve, sa atao hoe "ndry"? Betsaka izy ireo fa tsy iray na roaLasa lamaody ve … Continuer à lire Vavy sa lahy?

Tia ady

Tia ady

Mahagaga mihitsy isika olombelona Tia miadiady nefa te ho ela velona Miady misaritaka ny samy firenena Daroka amin'ny baomba no heno sesehena Miady an-trano koa ny ao anaty fanjakana  Mifanonganongana hahazo fahefana Dia iny fa mitolona mampiady ny vahoaka Mandriaka ny rà noho ny basy izay mipoaka   Ady no mameno ny toeram-pitsarana Mpifanolo-bodirindrina sy … Continuer à lire Tia ady

Tranon’Ambohitsaina

Tranon’Ambohitsaina

Betsaka ireo mpianatra eny Ambohitsainano velon-taraina,fa tsy mahazo tranoIreo mahazo indray dia mahita angano,satria dia ratsy sy tsizarizary tena tsy manjary ny fonenan'izy ireo. Ireo tena mpianatra mijaly mitoreo, noho ireto trano tsy voakolokolo Tsy vitan'izany fa hita ao daholo  rehefa karazan'olo Trano tokony ho an'ny mpianatra ihany Kanefa dia tsy izany no zavatra hita maso Hita … Continuer à lire Tranon’Ambohitsaina

Profesora

Profesora

N'inona n'inona ambaradia aoka atao mazava tsara,fa hafa foana ny toe-tsainasy ny fahaiza-mianan'ny,olona nandia fianarana. Tsy nitandro hasasarana tamin'ny asa fikarohany. Tsy hoe olona tampohany na koa tia miwerawera, anaty fitaovan-tserasera.  Tia mampianatra tanora Tsy nividy diploma mora Izay ilay hoe Profesora Koa aoka tsy ho ambaniana, fa na oviana na rahovianaary n'aiza koa na aiza,ny Profesora … Continuer à lire Profesora