Na mafy toy ny inona ny asa fivelomako Na sarotra tsy mora ny ady hitolomakoDia ataoko izany fa tsy himenomenomakoSatria hahasoa an'ireto ankohonako Na maro sakantsakana ny lalana hizorakoNa inona hafaliana sy mety hasosorakoTokana ihany ny tanjona hifotorako Dia ny hahasambatra an'ireto ankohonako Rasamy
Étiquette : Ankohonana
Fotoana mamy
Tsy ny mivoaka akoryna mandeha miari-torymiaraka amy namana ihanyno fotoana tena mamy Fa ilay mijanona ao an-trano tsy tezitra, tsy mamo, manakatom-baravaranano tena fahasambarana Satria makamaka ainasady akaiky sombinaina Tsy mivoaka hilanonanafa anilan'ny ankohonana Rasamy

