Étiquette : Aza kivy

Aza kivy ianao

Aza kivy ianao

Raha malahelo ianao, fa tsisy mba mangirana ny fiainanao anio Toa maizin-kitroka ny ho avy, tsy hita mba hisava, io rahona io Izay rehetra atao, toa zary tsy mahomby, fa tena mandamoka Aza kivy ianao, fa ny ho tafita foana, no ataovy lokaloka Raha niady mafy ianao, niari-tory koa, niandrandra mba ho afaka Nandà ireo kilalao, sy antsoantso lavan'ireo namana sy tapaka … Continuer à lire Aza kivy ianao