Étiquette : Bokin-dRasamy

Tononkalo an-tsehatra nataon-dRasamy teny Ambohidrabiby

Tononkalo an-tsehatra nataon-dRasamy teny Ambohidrabiby

Ato amin'ity pejy Rediredin-dRasamy ity dia misy sokajin-dahatsoratra izay miresaka manokana momba ireo fampisehoana an-tsehatra izay mitranga eto Antananarivo na any amin'ny toeran-kafa koa. Koa raha ny fampisehoana nataon'ny hafa aza moa tantaraiko eto, nahoana ny fampisehoana izay nataoko sy nokarakaraiko no tsy mba tantaraiko? Izany indrindra no nahatonga ahy nanao ity lahatsoratra ity ho anao … Continuer à lire Tononkalo an-tsehatra nataon-dRasamy teny Ambohidrabiby