Ry Dadabe Noely ô,Raha ho avy ihany ianaoMiangavy re... raha mbola azo ataoMba itondray rano eny isan-tokantrano fa dia mijaly loatra Mila tsy ho zaka fa tena tafahoatra izato toetr'andro sy ny zava-misy Alaivo sary an-tsaina anie ilay rano tsisy eNa ny olon-tsotra, na ny mpandraharaha Tsy lazaina intsony ny momba ny tantsahaKivy noho 'ty olan-drano toa tsy mety hivaha … Continuer à lire Dadabe Noely ô!
Étiquette : Dadabe Noely ô
