Étiquette : Fasana

Ny fasana eto Imerina, fantatrao ve ?

Ity lahatsoratra ity dia vokatry ny fikarohana fohy manokana tamin’ny boky sy lahatsoratra isan-karazany, sy avy amin’ny resaka nifanaovana tamin’ny olon-dehibe teny ambanivohitra ary nohon’ny zavatra hitan’ny masoko ihany koa. Manasa anao ary hamantatra ny momba ny fasana sy ny fanamboarana azy eto Imerina. Ny Fomban-drazana isan-karazany Amin’ny ankapobeny teo amin’ny malagasy teto Imerina dia … Continuer à lire Ny fasana eto Imerina, fantatrao ve ?