Endrey tsara ery ny miainaraha hay ny mampitony saina,mifaly amin'ny eo an-tanana,sy mampitombo ny fananana Fa tsara koa ny fahafatesana,tsy misy intsony ny imatesana,sy hazakazaka hatrizayEny, mandry fehizay Ny anelanelan'izy roano ratsy mahavaky fo,fa alahelo sy tomany, ny fisarahana an-tany Rasamy
Étiquette : Fisarahana
