Mafy koa raha mafy izany halam-bahoaka, satria dia milefa mandositra mitsoaka, tsy mahavita mijanona eto akory, tsy mahita tory, mahia fotsy hatsatra, ny fo sy ny saina tsisy fialan-tsasatra Vao misokatra ny vava ka te hikabary, dia indro fa asehon'ny vahoaka miharihary, ny tsy fitiavana azy intsony. na ny mijery azy aza mankalonilony. Mafy tena … Continuer à lire Halam-bahoaka
Étiquette : Halam-bahoaka
