Étiquette : Iarivo

Iarivon-jaoridira

Iarivon-jaoridira

Indrisy..., Iarivo feno fakoizao no re manakoako,anaty tambazotra any,miparitaka eran-tany.Asa rahoviana ihanyvao mba hisy fiovanaSimba mihitsy ilay tanànaNilaza izy fa hanadio rehefa lany soamantsaraIo Iarivontsika io ho ataony tsara karakara Raha toa ka sanatria, irony fako tsy voaroakadia aterina any an-trano f'izy hono tsy mitsoaka Kinanjo ..., hatreto aloha ny zava-bitadia fako no hiaraha-mahita,mameno ny isam-pokontany,hatrany … Continuer à lire Iarivon-jaoridira

Masisosiso

Masisosiso

Masisosiso ny olona miaina ao an-tranoManko tsy afa-mandro fa tapaka ny ranoFeno olona mamofona eny an-dalana enyMivoaboaka fofona ny elakelam-penyNy fofom-pofon-kelika tsy lazaina intsonyMainka koa miampy irony fofom-pako ironyMamofona Iarivo tanàna maminayAnkoatra ireo mpangetotra maimbomaimbo tay Dia zava-doza no hita an'elankelantrano anyF'Izay aleha rehetra mantsina amany Mifona re rey olona raha toa aho ka disoAleo hitady toerana … Continuer à lire Masisosiso

Ô ry zanak’Iarivo !

Ô ry zanak’Iarivo !

Ô ry zanak’Iarivo, aok’izay ny fandeferana Mifohaza amin’izay hiatrika ny fanarenana Ampy izay ny fandravana ireo vakoka sy lova Efa may Andafiavaratra, toy izany koa ny Rova Aza manaiky atao fitaovana, hahazoana fahefana Ka Iarivonao no sorona, rava foana higagàna Raha tsy rotiky ny afo, dia fandrobana mankalao Ô ry zanak’Iarivo, tsy manakambo va ianao … Continuer à lire Ô ry zanak’Iarivo !