Étiquette : Kere

Maina ny tany

Maina ny tany

Indrisy re indrisy fa maina izao ny tanyKivy ny mpamboly mila hitomanyMijaly sy marary ny zava-manan'ainaNy biby sy olombelona samy mitarainaSatria dia tsisy ranoNa ny eny antsaha, indrindra ny ao an-tranoMiziriziry mafy tsy  milatsaka ny oranaMiteraka aretina mampangorangoranaMafana loatra ny androMila tsy ho zaka ny herin'ny masoandroFa toy ny afobe mamono sy mandoroMampanahy ny hoavy, … Continuer à lire Maina ny tany

Vonjeo fa kere

Vonjeo fa kere

Kere indray ny any AtsimoToa sanatria adinofa efa ho isan-taonadia toy izany foanaTsisy vahaolana tena mba maharitraKere miverimberina anatin’ilay Faritra Mitaraina ny vahoakaTsisy vary tsisy laokaRitra koa ny ranoNy masony sisa no manganohanoRaketa no mba haninyFa io no mba hany vokatry ny taniny Tsisy azo raisina ny vokam-pambolenaTsisy koa ny vola hahafahana miantsenaTsisy ny ambim-bava, … Continuer à lire Vonjeo fa kere