Gina re ny maro, tsy mahateny intsony Maheno ny kabarin'ny mpitondra ambony F'izy tsy matahotra ny mpifaninana aminyNy sasany hono latsaka hatramin’ny amaniny Tao aorian'izay dia nikabary ihany koaLehilahy iray milaza hilatsaka ho FilohaF'izy tompon-daka amin'ny resaka judoTsy "fake" hono izany fa navoakan'ny radio Mifona re rey olona hitondra fanjakana ôAleo mba ny fahaizana sy ny fahalalànaMiampy finiavana sy ny fahendrenaNo … Continuer à lire Mifona re
Étiquette : Mifona
