Étiquette : Mikiriza hatrany

Mikiriza hatrany

Mikiriza hatrany

N'inona n'inona efa lasa, s'izay kinendrinao anio N'inona ihany koa kinasa dia izao no tadidio Ny olona tsy maintsy hiteny, na ho tsara na ho ratsy Tsy ho voasakanao ireny, f'avadiho hanjary vatsy Mba ho vatsy enti-miady, fa tsy hampialangalana Ka n'inona n'inona mianjady, dia tohizana ny lalana Hisy foana hafa fijery, hitsikera sy hanakiana Ireny indray no ataovy hery, handresenao … Continuer à lire Mikiriza hatrany