Misy karazan'olona tena tia mandainga Isan'andro izao dia tsisy afa-tsy lainga ny zavatra ambarany.Lainga tsisy faranyToy ny hoe mpandainga hatrany ankibon-dreninyf'izay zavatra teneninydia fitaka bevava.Lainga lalandavaFa ny mahagaga sady mahavarianaMbola misy ihany mahita fifaliana miaraka amin'izy ireny.Manaiky izay lazainy matoa tsy mitenyAngamba ilay mpandainga no hahazoany tombontsoadia tsy hivakiany lohaizay loza mety hanjony olon-kafa koaMba aoka kosa moa … Continuer à lire Mpandainga
Étiquette : Mpandainga
