Vao vita izao ny tolona, dia tsy maintsy misy olona handeha hihazakazaka hitady seza. Maro izy ireny tsy mijanona eo mateza, fa tetezamita ihany, satria tsy mba mety ho voafidy izany Ireo ilay mpijapy tolona hatrizay Misy fandresena dia iny miolomay Midina eny an-kianja hono hikabary, dia eny ambony sehatra midongy alaina sary. Nandritra … Continuer à lire Mpiady seza
Étiquette : Mpiady seza
