Étiquette : Rivodoza

Rivodoza

Rivodoza

Io indray ilay rivodozafa mitera-dozaho an'ny firenenaTena mahonenafa simba izay jerenaPotika tanteraka ihany koa ny toe-karenaNy rivotra mifofo, ny oram-be mirarakaRavany ny trano, ny tafo moa manaraka Mitondra ny takatra ireo fotodrafitrasa Mihidy ny sekoly, mijanona ny asa  Izay ilay rivodoza voajanahary Tsisy azo atao f'izay voany dia marary Fa misy ihany koa "rivodoza" anankiray Tena mampahantra ary koa  mampikolayAtaony midaraboka izay te … Continuer à lire Rivodoza