Moa va re voafehy ity aretina ity? Misy mantsy olona mieboebo ery Milaza ombieny ombieny fa tena mahavita Resintsika lavitra aza hono ny any ampita Volabe koa hono no azo avy any andafy Kanefa ny mpitsabo toa zary mihafihafy Tsy ampy ny fitaovana sy ny fanafody Ny olona marary aza mangasihasy mody Mahay mandahan-teny tsisy … Continuer à lire Voafehy sa tsia ?
Étiquette : Saina fotsy
