Hanao ahoana ihanyny mety ho fiafaran'ity fiainan'ny vahoakaSatria aleo dia tsorina fa tsy tafavoakaKrizy mihalalina no iainana etoanaTena mbola lavitra izany fandrosoanaMainka mihamilentika izato fahantrana Maizina ny hoavy tsisy taram-pahazavana Ny vidim-piainana io tsy takona afeninaNa ny mpanohana aza zary toa maneninaNanantena mafy tamin'ny resa-beliranoKinanjo mihasahirana ny isan-tokantranoMiakatra ny menaka, lafo koa ny varyNy vidim-panafody mainka … Continuer à lire Maizina
Étiquette : Vidim-piainana
