Voalohany isikaManakoako hatrany ampita,voarakitra ho tantara,fa voalohany i Madagasikara Saingy tsy voalohany amy zavatra mba tsara,fa izy no mahantra indrindra eran-tanyTsy honohono akory no tsy hanihanyFahafahambaraka tsy misy toy izanyMihemotra hatrany ilay firenenaNa izaho tsy mpitondra aza dia manongo tenaMahatsiaro menatra sy marary foLasalasa saina hoe nahoana mihitsy moa?Asa ry zareo raha mba toy izany koaIzao … Continuer à lire Voalohany
Étiquette : Voalohany
