Étiquette : Voankazo

Voankazon’i Gasikara

Voankazon’i Gasikara

Raha voankazo no resahina dia be no azo ambara Paradisa kely mihitsy raha i Madagasikara Indrindra moa fa eto Iarivo sy ny ao Antsirabe Tena mahasambatsambatra sy mampirehareha Rehefa volana desambra, mitobaka  ny letisy Sady mora vidy izy eo no tsara kalitao ery Mampiavaka ihany koa ny vaninandro krismasy Fihinanana ireo paiso no tsaroan'ny malagasy … Continuer à lire Voankazon’i Gasikara