Mahagaga mihitsy isika olombelona Tia miadiady nefa te ho ela velona Miady misaritaka ny samy firenena Daroka amin'ny baomba no heno sesehena Miady an-trano koa ny ao anaty fanjakana Mifanonganongana hahazo fahefana Dia iny fa mitolona mampiady ny vahoaka Mandriaka ny rà noho ny basy izay mipoaka Ady no mameno ny toeram-pitsarana Mpifanolo-bodirindrina sy … Continuer à lire Tia ady
Catégorie : Fiaraha-monina
Tranon’Ambohitsaina
Betsaka ireo mpianatra eny Ambohitsainano velon-taraina,fa tsy mahazo tranoIreo mahazo indray dia mahita angano,satria dia ratsy sy tsizarizary tena tsy manjary ny fonenan'izy ireo. Ireo tena mpianatra mijaly mitoreo, noho ireto trano tsy voakolokolo Tsy vitan'izany fa hita ao daholo rehefa karazan'olo Trano tokony ho an'ny mpianatra ihany Kanefa dia tsy izany no zavatra hita maso Hita … Continuer à lire Tranon’Ambohitsaina
Profesora
N'inona n'inona ambaradia aoka atao mazava tsara,fa hafa foana ny toe-tsainasy ny fahaiza-mianan'ny,olona nandia fianarana. Tsy nitandro hasasarana tamin'ny asa fikarohany. Tsy hoe olona tampohany na koa tia miwerawera, anaty fitaovan-tserasera. Tia mampianatra tanora Tsy nividy diploma mora Izay ilay hoe Profesora Koa aoka tsy ho ambaniana, fa na oviana na rahovianaary n'aiza koa na aiza,ny Profesora … Continuer à lire Profesora
RIPaka
Ripak'ireo olona namonjimonjy fety,F'inona loatra Ilay zavatra tsy netynohanin'izy ireo?Fianakaviana maro no indreo mitoreo,namoy ireto zanany Misy aza fongana teo ny taranany Mampalahelo loatra ny zavatra mitranga Nefa toa afenina fa tsy harangaranga izay zava-misy marina? Inona ilay poizina mba tianay ho fantarina Moa ve tsisy intsony ny zavatra azo atao fa dia matimaty fotsiny ao ireto … Continuer à lire RIPaka
Gasin’andafy
Ireo gasin'andafydia lazaiko anao, fa tena miasa mafyAzo lazaina ho mahay mihafyTsy mifidy asa mba hahazoana dralaNa andro koa mafana, na hatsiaka mamanala dia iny ry zareo fa mifoha maraina Tsy misy hoe hijanona hatory fa malaina Mandeha "métro" Hamonjy ny "boulot" Hariva indray ny andro mihazakazaka "hidôdô" Mifoha maraina indray, dia toy izany hatrany Misy koa … Continuer à lire Gasin’andafy
Mpandainga
Misy karazan'olona tena tia mandainga Isan'andro izao dia tsisy afa-tsy lainga ny zavatra ambarany.Lainga tsisy faranyToy ny hoe mpandainga hatrany ankibon-dreninyf'izay zavatra teneninydia fitaka bevava.Lainga lalandavaFa ny mahagaga sady mahavarianaMbola misy ihany mahita fifaliana miaraka amin'izy ireny.Manaiky izay lazainy matoa tsy mitenyAngamba ilay mpandainga no hahazoany tombontsoadia tsy hivakiany lohaizay loza mety hanjony olon-kafa koaMba aoka kosa moa … Continuer à lire Mpandainga
Aza mifanambany
Misy amin'ireo mipetraka any andafyno mihevitra ny tenany ho henjana sy mafy Milaza ho manan-tsaina tsisy toa azydia manao ny gasy ho toy ny sôvazyNy malagasy rehetra ambaniany avokoaLazainy ho tsisy nihoatra ny kilasy faharoaAoka re leiroa a!Aza dia miseho ho tsy manampaharoaEkena fa mahantra izato firenenaKanefa dia tsarovy fa ny fitiavan-tenan'ireo mpitondra teto no nahatonga … Continuer à lire Aza mifanambany
Mpamosavy
Misy tena misy ny gasy mpamosavy Indraindray aza misy mpianakavymifamorimorika mifamonomononoho ny disadisa sy ny romoromoNa amin'ny mpiara-monina sy mpiray tanàna Misy koa mazàna ireo miboridana sy mivoaka alina fa latsa-paka lalinaamin'ny filalaovam-panafodyDia indreny azon'odytoy ny hoe tsy tompon'ny tenany intsony Manaraka ny didin'ny ody izay tompoiny Maro karazana ny famosavianaAo ny hasomparana amin'ny olona tsy tiana, na noho ny fialonanaMisy … Continuer à lire Mpamosavy
Mpivahiny
Mpivahiny ihany isika eto an-tanyf'aza mieritreritra hijanona ela izanyAngamba fitopolo, na koa valopolo,na mety latsaka azaNa olon-tsotra ianao na olona malazaNa olona mahantra na manan-karenaNa vahoaka izany na mpitondra firenena Tsy maintsy lasa foana fa saingy ny fotoana no tsy mbola hayRehefa tonga izay dia tsisy azonao atao,fa lasa tsotra izaoKanefa na izany dia tsarovy hatranyf'ianao no lasa mody any ampasana … Continuer à lire Mpivahiny
Sekta
Miroborobo ery ny sektaBobaka spektahatreny AntsonjombeVahoaka marobeno miandry fahagaganaHono te hiala anaty fahantranasady koa hibebaka noho ny fahotanaMibitaka mihitsy ary izato Pasitera Mandeha manko ny aferaAngatahiny mafy arotsaka omena ny ampahafolon-karenaHahazoana famonjena Nefa moa avy aiza ireny olona ireny?Moa va tsy ireo olona leo toriteny tany amin'ireo fiangonana tranainy?Mitovy ihany mantsy ny zavatra lazainyNy olona asainy manetrinetritena nefa ny … Continuer à lire Sekta









