Neny ô, fetinao androanyArahabaina indrindra ianao arak'izany Nikasa dia nikasa tokoa re izahayHanao izay hampifaly anao toy ny hatrizay Saika mba hihira sy hiaraka handihyKinanjo loza no afitsok'ity jiro maty ityTapaka efa ela tsy mimpody koaHaiko ianao ry Neny fa kivikivy koa. Nefa atao ahoana moa,Aza sorena loatra re fa sao marary foEfa izao ny fiainana eto … Continuer à lire Fety tsisy jiro
Étiquette : Fety tsisy jiro
