Étiquette : Joseph d’Af

Joseph d’Af tao Antsahamanitra

Joseph d’Af tao Antsahamanitra

Taorian’ny Antsa an’i Kristy dia anjaran’ny Joseph d’Af indray no nanao fampisehoana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo teto Antananarivo. Saingy tsy tao amin’ny kianjan’ny fanatanjahantena sy kolotsaina izany fa tao Antsahamanitra. Azo lazaina ho feno ny sehatra maintso tao Antsahamanitra. Ity lanonana ity moa dia nokarakarain-drizareo avy ao amin'ny Sampana Foibe Tanora Kristiana METM. Aorian’i … Continuer à lire Joseph d’Af tao Antsahamanitra