Endrey izany hafaliana, fa vaovao ny taonaFeno fitsikiana fa mbola tafahoanaSamy velon'aina, tsy nody ho vovon-tany Tratry ny marainan'ny taom-baovao androany Dia mirary soa e, ho taona feno mamyTsy hisy loza hanjo, fa ho fifaliana hatrany Ho ambinina, ho salama, ho tojo izay irinaHo lavim-pahantrana, fa tena ho taona zina Raha nisy ny tsy nety, raha nisy koa … Continuer à lire Mirary soa
Étiquette : Mirary soa
