Malahelo aho mahita izato firenekoMaizina ny zavatra hitako sy reko Ny jiro tapatapaka, tsy misy koa ny rano Mitaraina aby ny isan-tokantrano Sahirana ihany koa ireo orinasa Mafy ny mahazo ny mpianatra sy mpiasaSatria isan'andro dia delestazy Ny vahoaka mihitsy no toy ny voasazy Kanefa vao mijoro sy mba mitaraina Dia indro fa vonoina, darohina … Continuer à lire Mitomany
Étiquette : Mitomany
