Étiquette : Mpivahiny

Mpivahiny

Mpivahiny

Mpivahiny ihany isika eto an-tanyf'aza mieritreritra hijanona ela izanyAngamba fitopolo, na koa valopolo,na mety latsaka azaNa olon-tsotra ianao na olona malazaNa olona mahantra na manan-karenaNa vahoaka izany na mpitondra firenena Tsy maintsy lasa foana fa saingy ny fotoana no tsy mbola hayRehefa tonga izay dia tsisy azonao atao,fa lasa tsotra izaoKanefa na izany dia tsarovy hatranyf'ianao no lasa mody any ampasana … Continuer à lire Mpivahiny