Étiquette : Rasamy

Manoratra momba an-dRasamy i Voniary

Manoratra momba an-dRasamy i Voniary

Raha vao nivoaka ilay bokin-dRasamy dia nanoratra taty amiko i Voniary ny amin'ny mba faniriany hiresadresaka fa te hahafantatra ny momba ahy sy momba ilay bokiko izy. Ary dia nihaona tokoa izahay mianadahy, nitafatafa nandritra ny minitra maromaro tao amin'ny biraoko. Nahafinaritra ny fihaonana satria samy mpanoratra bilaogy moa no niresaka. Vehivavy tsotsotra mahafinaritra i Voniary … Continuer à lire Manoratra momba an-dRasamy i Voniary