Étiquette : Soa fa teo i Neny

Soa fa teo i Neny

Soa fa teo i Neny

Soa fa teo i Neny, ilay nampianatra niteny, sy nitondra am-bohoka, nandady sy niankohoka, nivavaka ho an-janany, sy ny ho avin'ny taranany. Tsy mahalala vizana, fa feno fikirizana. Ka na ora fahafiry koa, na ora fahafiry, na andro mahamay na hatsiaka hamirifiry, dia tsy manaiky kivy fa mitsangana mikiry. Raha iny misy fanaviana, na anaty faharariana, … Continuer à lire Soa fa teo i Neny