Étiquette : Tarika Mahaleo

Mahaleo tsy mba mankaleo

Mahaleo tsy mba mankaleo

Ity lahatsoratra ity dia navoakako voalohany tao amin'ny Blog de Rasamy tamin'ny taona 2016. Averiko eto amin'ity bilaogiko amin'ny teny malagasy ity satria eto no tena mety aminy. Ny tarika Mahaleo no anisan’ny mpanakanto malagasy tsy mba mety lefy laza ary ankafizin’ny olona maro satria tsy mifidy taona, tsy mifidy saranga ary miandahy miambavy. Ity … Continuer à lire Mahaleo tsy mba mankaleo