Isika malagasy rehefa handray vahinydia iny fa sarotiny tsy te hahazo tsinyManala ireo maloto fahita hatram'izayTena miolomayLasa mandray kifafa Tsy misy mihafahafa fa hatramin'ny olobe mazoto mamafa tokotany sy arabe Tsy hanihany izany fa hiaraha-mahita Vahiny manankaja no ho tonga avy any ampita dia madio tsisy pentina izay jeren'ny maso Nefa isan'andro manao andraso andraso Tsy vaindohan-draharaha … Continuer à lire Vahiny
Étiquette : Vahiny
