Ny tena lehilahy
dia lazaiko an’ialahy
fa sipa hoy aho no tiany
vehivavy no vadiany
Fa ny sarimbavy
dia tsy mila vehivavy
fa bandy no iriany
hamely avy ao aoriany
Ka n’inona lazaina
dia ataovy an-tsaina
fa natoraly ho ahy
ilay viavy vadin-dahy
Rasamy