Étiquette : Sarimbavy

Vavy sa lahy?

Vavy sa lahy?

Misy olombelona tsy fantatrao intsonyToy ny vehivavy nefa bandy ry leronyAtao hoe lehilahy nefa toa manalasalaNy ao anatiny ao moa tsisy mahalala Ny fihetsiny moa dia vavivavy toetraNefa toy ny lahy ny vatany rehetraFanina ny maro f'inona ary ity?Atao "ialahy" ve, sa atao hoe "ndry"? Betsaka izy ireo fa tsy iray na roaLasa lamaody ve … Continuer à lire Vavy sa lahy?

Natoraly

Natoraly

Ny tena lehilahydia lazaiko an'ialahyfa sipa hoy aho no tianyvehivavy no vadiany Fa ny sarimbavydia tsy mila vehivavy fa bandy no irianyhamely avy ao aoriany  Ka n'inona lazaina dia ataovy an-tsaina fa natoraly ho ahyilay viavy vadin-dahy Rasamy

Hay sarimbavy

Hay sarimbavy

Indray andro izay nisy lehilahy iray sendra nifanena tamin'ny tovovavy teny an-tsena. Dia io fa nampiresaka  sy mody nampihomehy Salama ianao ry tovovavy feno hatsaran-tarehy Tena kanto loatra Sady tsara voatra Tsisy azo kianina ny vatana sy bika Asa re raha mba afaka hiaraka ihany isika? Izaho aloha tsy tsara kanefa tena tara e Tsisy … Continuer à lire Hay sarimbavy