Oadray ity vody be, toa haderadera Tena mahamenatra an-drizareo masera Tsy misy pataloha fa io mivandravandra ireo tavany ankiroa Fa nahoana mihitsy moa? Tsy vitan'izany f'io koa eo amin'ny tany ilay tay be nivoaka Fa ny mahagaga dia tsy misy mitsoaka Mainka aza maka sary Ireto bandy tsy manjary Faly mahita vody sy tay sary … Continuer à lire Vody be
Catégorie : Mampihomehy
Fety tsisy jiro
Neny ô, fetinao androanyArahabaina indrindra ianao arak'izany Nikasa dia nikasa tokoa re izahayHanao izay hampifaly anao toy ny hatrizay Saika mba hihira sy hiaraka handihyKinanjo loza no afitsok'ity jiro maty ityTapaka efa ela tsy mimpody koaHaiko ianao ry Neny fa kivikivy koa. Nefa atao ahoana moa,Aza sorena loatra re fa sao marary foEfa izao ny fiainana eto … Continuer à lire Fety tsisy jiro
Natoraly
Ny tena lehilahydia lazaiko an'ialahyfa sipa hoy aho no tianyvehivavy no vadiany Fa ny sarimbavydia tsy mila vehivavy fa bandy no irianyhamely avy ao aoriany Ka n'inona lazaina dia ataovy an-tsaina fa natoraly ho ahyilay viavy vadin-dahy Rasamy
Loham-poza
Angamba fantatsikaf'ireny foza ireny ao anatin'ny sobikadia mifampisintona midina ambanysady mifanaikitra tsisy toy izanyIzay ilay toetram-poza mampiavaka azyTsy miaraka mandroso fa miaraka voasazy Misy mba miezaka hiakatra ihanyNy hafa indray misintona azy hilatsaka amy tanyDia migadra ao daholoTsisy tafavoaka ny foza manontoloNefa dia inona hoy ianao no fiafarany? Lasa foza saosy anatin'ny vilany Inona no lesona azo … Continuer à lire Loham-poza
Tsapako tena mamy
Tsapako fa tena mamytsy misy toy izanyilay miaraka aminao. Hafa tsotr'izao Ô ry tiako sy lalaikoHe faly ery ny saikomandre ilay feonao kanto, miangola sy milanto, ary koa mandrotsirotsyhatrany anaty bodofotsy Tsapako fa tena mamy Hankafiziko hatrany ilay tratranao matevina. Zary mampievinevina raha sendra tsy eo anilakoianao re r'ilay silako. Tsapako mamy indrindra koa'lay isika tsy mipataloha fa mianoka fanambadiana eny ambonin'ny fandriana Rasamy
Ekena foana e
Izaho mba nanantena hoe hahita MIAMI Mitovy tsisy valaka amin'ny any Etazonia Kinanjo revy hafa mihitsy kay izy ity Lasa "Miray hina Ary koa Mifankatia" Eny atao ahoana fa izay no zava-misy Toy izany koa izany izao ilay hoe Parisy Parisy gasigasy vita avy any Ambato Nefa tiako foana e, izaho handatsa-bato Izaho moa efa … Continuer à lire Ekena foana e
Nahoana mihitsy moa
Nahoana mihitsy moa isika lehilahy,no tia mikôtikôty sy tena sahisahy,misioka vehivavy, pssst tsisy farany,foronina mihitsy hatramin’ny anarany? Misy aza moa tsy henatra tsy tahotra Tsy mihambahamba, sady tsy miahotraTia mikitikitika hatramin'ny fitombenanaVoadaroka avy eo vao latsa-panenenana Nahoana mihitsy moa nareo ampelasoa,rehefa tia ilay bandy mba metimety koa, no mody maotimaotina mangina tsy miteny,kanefa dia maniry ny ho … Continuer à lire Nahoana mihitsy moa
Mpila vaniny
Misy karazan'olona milamila vaninyIzay atao rehetra toa tsisy mety aminyNa inona na inona zavatra mitrangadia ny miiba ihany no tiany harangaranga Talenta tena hainy ilay mitsaratsara Toetrany hatrizay ilay manitatra tantara Izay tena zava-misy tsy tiany ho fantarinaNy any an-dohany ihany no ataony zava-marina Dia iny mitsatsaingoka etsy sy eroa 'Ty zava-drehetra ity toa hainy avokoaAndroany izy mpitsara, rahampitso … Continuer à lire Mpila vaniny
Sipa manjakely
Manja tena manja iny sipakely inyMiendrika anjely mbola virijinyJereo izato ranjonyKanto ery ny akanjonyFatratra ny bikanyIzaho isaky ny hitanydia saikatra ny vavakomena be ny tavakoTe hibitsika aminy izato fitiavako Kanefa moa indrisy Ny vola moa tsy misyfa foana izato paosy sady tsy bogosy Ny hany azo atao dia mijery fotsiny ihany Tsy sahy na dia fotsiny hoe hananihanyRaha … Continuer à lire Sipa manjakely
Papa sôsy
Raha ny tarehy no ratsyfa ny paosy tsara vatsy, dia tena mahavarianafa satriny hovadiana Fa raha ny paosy kosano efa arahin-trosa, dia tsy raharahiany, na bogosy aza tsy tiany Moa sarotra ny fiainana, dia miova ny fisainana, ny vola izao no ambonyfa tsy bika izany intsony Dia loza amin'atambofa tsy mba manan-kambo, ka na antitra efa kola, mbola tiany satria vola Tsy … Continuer à lire Papa sôsy









