Endrey tsara ery ny miainaraha hay ny mampitony saina,mifaly amin'ny eo an-tanana,sy mampitombo ny fananana Fa tsara koa ny fahafatesana,tsy misy intsony ny imatesana,sy hazakazaka hatrizayEny, mandry fehizay Ny anelanelan'izy roano ratsy mahavaky fo,fa alahelo sy tomany, ny fisarahana an-tany Rasamy
Pasitera
Ianao vao mitsikera an-drizareo pasitera dia lazainy fa devolytafiditra an-tempoly. Tsia tompoko ô, tsy voatery ho izanyfa samy olombelona misaina izao ihany Ilaina koa ny mihaino izay ambaran'ny mpivavaka Na mety ho diso aza dia izay no tokony hampiavakany mpitondra fiangonana Tsy voatery ho resaka fialonanaraha miteny ny olona hoe nahoana mihitsy moai pasitera izay irak'i Jesoano tsy maintsy ividianana … Continuer à lire Pasitera
Hafa indrindra
Ny olona malemy ara-po sy sainadia tia mamaly faty izay manirikiry azy Mety mahavita mamono hatramin'ny ainaAvy eo vao latsa-nenina mijaly sy voasazy Tsy toy izany kosa ny olona raha mafyMahazaka lagy sy mitsinjo ny ampitsoNa aza malahelo ny fony dia mihafyVonona hamela ny heloky ny diso Fa mbola hafa indrindra ny manan-tsaina ambonyTsy ahoany akory … Continuer à lire Hafa indrindra
Ialao
Misy karazan'olona tena tia mitenyNa any an-trano izany na eny an-dalana enyNa eny an-tokontany na ao an-dalantsaraAnatin'ny birao na any anaty fiaraN'aiza n'aiza aleha dia tia misoka-bavaFady ny mangina fa mitabataba lavaToa miteny foana fa tsy mangina mihitsyMahita ho lazaina tsy mitsitsitsitsyTsy mba mihaino ny hafa amin'ny fanazavanaIo vavany io mipentsopentsona mazànaSady mpifosafosa ny mpiray … Continuer à lire Ialao
Aza miteniteny
Raha tianao ho tratra ny tanjona kendrena dia tsara ihany aloha ny manetrinetritenaTsy milazalaza izay zavatra hatao Miasa mangingina fotsiny amin'izaoRehefa hita fa mijoro izay nokasainavao tsara ambarambara sy azo tantaraina Ho gaga ny maro tsy mba nanam-poTsy mahalala akory izay nitranga nialoha Ho valalanina eny ireo ratsy sainaHangasihasy kely ho maina sy mangainaIanao kosa ho faly sady tena … Continuer à lire Aza miteniteny
Takaka
Ialahy vao mampiseho fiara tena raitraDia iny ry takaka fa tohana sy taitraNahoana hono ialahy no manan-karenaKanefa ny vahoaka mahantra mahonena Ialahy vao mampiseho sary mihinan-kaninaLazain-dry takaka fa olo tsy milaminaSatria hono any ho any misy olona kereDia tsy tokony hisy sary izany anaty Fb Ialahy mba mizara fahombiazana indray Hoy ry takaka hoe io miseho … Continuer à lire Takaka
Kitoatoa
Isika malagasy dia hafa mihitsy kosaTia mangatangataka sy mitrosatrosaTsy olon-tsotra ihany f'indrindra fanjakana Mpitrosa volabe tena higaganaKanefa hiaraha-mahita indrisy hatramin'izaoBetsaka amin'ireo asa izay natao no fotodrafitrasa tsy misy kalitaoNy vola notrosaina, fa ny asa alasafayMifona kosa re, tena aok'izayMampalahelo mihitsy ny manjo ny firenena Ny hoavin'ny taranaka aleo re mba jerena eIo tandrametaka io zary mankaleo Mila hahakivy ny … Continuer à lire Kitoatoa
Lalan-tsarotra
Mbola ratsy foana e iny lalana inyPotika ny fiara fa miala tsinyTsisy fiovana fa mainka ratsy beAdiny firy izao Tanà - Antsirabe Na ho any Mahajanga sy mihazo an'AntsirananaNa lalam-pirenena mizotra miantsinananaMijaly ny mpandeha hatrany ToliaryMaty an-dalana eny raha olona mararyTsy lazaina intsony ny mankany AmbovombeIlay lalam-pirenena natao resabeAiza ankehitriny irony fampanantenanaMijaly ny vahoaka re ry … Continuer à lire Lalan-tsarotra
Aza midaroka
N'inona n'inona ady eo amin'ny mpivady,na tezitra tanteraka,vinitra sy reraka,noho ny ataon'ny andaniny,efa mankaleo tsy hahitana maminy sy fafiny intsony,toy irony lasa mpifahavalo irony Dia fadio hatrany ny mikasi-tanana Aza tia midaroka vady re ry namana Tsy maintsy miadiady raha mpivady koa Ny disadisa izany misy hatrany moa Tsy maninona afaka miteny mafimafy Lazao ny ao am-po f'aza mihafihafy Fa ilay mamono sy mamely … Continuer à lire Aza midaroka
Mazotoa
Anaka, manàna fahazotoanaFadio ny hakamoanaamin'izay atao rehetraDia manàna tarigetraTiavo foana koa ny zavatra ataodia ho tsapanaofa any atoriana anymbola hody ventiny avokoa izanyNa mafy toy ny inona ny asa na fianaranaTsy kivikivy izany fa tohizana ny lalanaNy ho tafita hatrany no tanjona kendrenaHo azonao foana ny vola sy harenaDia tsarovy koa fa ny fiainana mandalo … Continuer à lire Mazotoa









