Auteur : rasamison

Vahiny

Vahiny

Isika malagasy rehefa handray vahinydia iny fa sarotiny tsy te hahazo tsinyManala ireo maloto fahita hatram'izayTena miolomayLasa mandray kifafa Tsy misy mihafahafa fa hatramin'ny olobe mazoto mamafa tokotany sy arabe Tsy hanihany izany fa hiaraha-mahita  Vahiny manankaja no ho tonga avy any ampita dia madio tsisy pentina izay jeren'ny maso Nefa isan'andro manao andraso andraso Tsy vaindohan-draharaha … Continuer à lire Vahiny

Tranoko

Tranoko

Jereo ireto tranokoTsy zavatra nindramiko,na koa hoe nangalariko,fa vokatry ny herimpo,sy fampiasana ati-dohaTsy sanatria fireharehanany fakana sary ireo tanàna, aseho anaty tononkaloTsy itadiavam-pahavalofa ho fanehoana fotsiny ihany hoe tsy nofinofy akory izanymanana trano anankiroa Fa rehefa miasa am-pinoana koadia mahazo vokatsoaIndrindra ho anao tanoraEkeko fa tsy moramorany miasa sy mitadyfa mivonòna hatrany hiadyAza mety ho kivikivy fa na misy … Continuer à lire Tranoko

Tiavo

Tiavo

Tiako ny tenakoNa mety misy nanenenakoaza izay mety ditrako,dia faly aho amin'ireo tsara efa vitakoTiako ny fiainakoAmboariko tsara koa ny fisainakoHahay hankasitraka izay ampelatanako,sy hahay hifaly amin'ireo fananakoIndrindra aho sambatra noho ireto zanakoTsy maintsy misy foana ny zava-mampanahyFa tiako koa ireny fa mampijoro ahyIanao koa, manaova toy izanyRaha mbola nomeny tombon'andro eto an-tanydia mahaiza mifaly, … Continuer à lire Tiavo

Voalohany

Voalohany

Voalohany isikaManakoako hatrany ampita,voarakitra ho tantara,fa voalohany i Madagasikara Saingy tsy voalohany amy zavatra mba tsara,fa izy no mahantra indrindra eran-tanyTsy honohono akory no tsy hanihanyFahafahambaraka tsy misy toy izanyMihemotra hatrany ilay firenenaNa izaho tsy mpitondra aza dia manongo tenaMahatsiaro menatra sy marary foLasalasa saina hoe nahoana mihitsy moa?Asa ry zareo raha mba toy izany koaIzao … Continuer à lire Voalohany

Leo

Leo

Kivy ny vahoaka Be no te hitsoakaHandositra any ampitaSatria hono tsy hitaintsony izay mba tsaraeto MadagasikaraNa ny jiro sy ny rano aza tsisy eto an-tanànaToy ny very hevitra hatramin'ny fanjakanaAiza ho izao irony fampanantenanaTsy tò ireo veliranoMaina sady  maizina isan-tokantrano Vizana ny olonaMaro no mitsangana amin'ny alina mitolonaManakatsakan-dalana sy mandoro afo satria ilay Jiramaty koa mbola vidiana lafo Leo … Continuer à lire Leo

Mpandainga

Mpandainga

Misy karazan'olona tena tia mandainga Isan'andro izao dia tsisy afa-tsy lainga ny zavatra ambarany.Lainga tsisy faranyToy ny hoe mpandainga hatrany ankibon-dreninyf'izay zavatra teneninydia fitaka bevava.Lainga lalandavaFa ny mahagaga sady mahavarianaMbola misy ihany mahita fifaliana miaraka amin'izy ireny.Manaiky izay lazainy matoa tsy mitenyAngamba ilay mpandainga no hahazoany tombontsoadia tsy hivakiany lohaizay loza mety hanjony olon-kafa koaMba aoka kosa moa … Continuer à lire Mpandainga

Aza mifanambany

Aza mifanambany

Misy amin'ireo mipetraka any andafyno mihevitra ny tenany ho henjana sy mafy Milaza ho manan-tsaina tsisy toa azydia manao ny gasy ho toy ny sôvazyNy malagasy rehetra ambaniany avokoaLazainy ho tsisy nihoatra ny kilasy faharoaAoka re leiroa a!Aza dia miseho ho tsy manampaharoaEkena fa mahantra izato firenenaKanefa dia tsarovy fa ny fitiavan-tenan'ireo mpitondra teto no nahatonga … Continuer à lire Aza mifanambany

Mpamosavy

Mpamosavy

Misy tena misy ny gasy mpamosavy Indraindray aza misy mpianakavymifamorimorika mifamonomononoho ny disadisa sy ny romoromoNa amin'ny mpiara-monina sy mpiray tanàna Misy koa mazàna ireo miboridana sy mivoaka alina fa latsa-paka lalinaamin'ny filalaovam-panafodyDia indreny azon'odytoy ny hoe tsy tompon'ny tenany intsony Manaraka ny didin'ny ody izay tompoiny Maro karazana ny famosavianaAo ny hasomparana amin'ny olona tsy tiana, na noho ny fialonanaMisy … Continuer à lire Mpamosavy

Bidon jaune

Bidon jaune

Mikaikaika ny vahoakaIndreo fa misafoakanoho ny tsy fisian'ny rano.Mimenomenona ny isan-tokantranoMahatsiaro vizana sy miferinainasatria isan'andro, na hariva na maraina dia zara fa mandeha,tsisy rano mitete amin'ny robinet.Be ny miandry rano fa tsy afaka matoryMainka mihasosotra ny fony efa oryNy hany vahaolana hita hatraiza hatraizaNa ho an'ny lehilahy na viavy vao mitaizaNa olona efa antitra na olona tanoraIndreny … Continuer à lire Bidon jaune

Fitafy gasigasy

Fitafy gasigasy

Maro no mahay ireo mpanjaitra malagasy saingy dia betsaka no mangasihasy. Satria ankehitriny, mitobaka eny antsena ny fitafiam- bahiny. Moramora vidy sady koa be mpakafy Indrindra fa irony antsoina hoe fripery. Sahirana arak'izany fa vitsy mpakamamy, ireo mpanjaitra, malagasy ranoiray, satria ny fitafy avy any dilambato indray no ifanotofana henjehina jifaina, na olona tsy nianatra … Continuer à lire Fitafy gasigasy