Indrisy..., Iarivo feno fakoizao no re manakoako,anaty tambazotra any,miparitaka eran-tany.Asa rahoviana ihanyvao mba hisy fiovanaSimba mihitsy ilay tanànaNilaza izy fa hanadio rehefa lany soamantsaraIo Iarivontsika io ho ataony tsara karakara Raha toa ka sanatria, irony fako tsy voaroakadia aterina any an-trano f'izy hono tsy mitsoaka Kinanjo ..., hatreto aloha ny zava-bitadia fako no hiaraha-mahita,mameno ny isam-pokontany,hatrany … Continuer à lire Iarivon-jaoridira
Auteur : rasamison
Taxibe
Lisany rehefa mandehadia mihevi-tena fa hoematanjaka sady lehibeMisetrasetra mareMibahana be eny an-dalanaMisongona anaty fiakaranaMifanenjika toa olona adalaNy hafa no mikisaka mialaraha tsy izany dia maty voadonaLisany avy eo tsy mifonafa mandositra lasa mitsoakaavy eo dia vonoin'ny vahoaka Fa mbola lisany ihany ilay tsy menatra mamanimanyeny an-dalana eny angamba tsy misy mpitenyTsy lazaina intsony ny lotosy ilay fofona … Continuer à lire Taxibe
Zaro
Zaro re ny vava hiteny zava-tsaraTeny mahasoa mitondra fitahianaF'aza ny ratsy foana no ambarambaraMainka mampitranga ny zavatra ahiana Aok'izay ny hoe "izahay moa mba ho aiza"Ajanony koa ilay "izahay moa mavomavo"Zaro re ny hafa handre hatraiza hatraizaF'ianao mbola ho tafita fa tsy sanatria ho lavo Zaro re ny loha hahay hisaina ambonyTsy ho toy … Continuer à lire Zaro
Janoary
Fatratra ery nandritra irony fetyNiezaka nifaly sy nanao izay metyNividy akanjo tsara, niampy kilalaoMatsiro ny sakafo Noely Taom-baovaoTsy nisy toy izany ny vola nolanianaNatao izay nampifaly ny fianakavianaFa ny tena loza dia inona hoy ianao ?Janoary lavabe no indro miandry izaoVao miandoha ny taona dia misy fanahianaRaikitra amin'izay ny tena fitsitsianaMahalana eny sisa ny laoka … Continuer à lire Janoary
Firariana hafa
Arahabaina re ianaoNahatratra indray izato taona vaovaoIndro arahina tso-dranoHo foana amin'izay anie ny tsy fisian'ny ranosy ilay jiro tapatapaka efa tena nankaleoIreny rehetra ireny anie hifarana hatreoHo foana ihany koa irony fakobe ironyNy lalana aleha tsy hisy lavaka intsony Eny e tsy nofinofy akory izanyFa faniriana sesilanySatria dia vaovao tokoa ny taonaDia ny ariary anie tsy … Continuer à lire Firariana hafa
Masisosiso
Masisosiso ny olona miaina ao an-tranoManko tsy afa-mandro fa tapaka ny ranoFeno olona mamofona eny an-dalana enyMivoaboaka fofona ny elakelam-penyNy fofom-pofon-kelika tsy lazaina intsonyMainka koa miampy irony fofom-pako ironyMamofona Iarivo tanàna maminayAnkoatra ireo mpangetotra maimbomaimbo tay Dia zava-doza no hita an'elankelantrano anyF'Izay aleha rehetra mantsina amany Mifona re rey olona raha toa aho ka disoAleo hitady toerana … Continuer à lire Masisosiso
Miharitra
Te hiteny mafy aho nefa dia tsy sahyAngamba any ho any marobe ny toa ahyManko indraindray tena tafahoatra Mila hahakivy sy mampitehitroatraNy zavatra mitranga eto amin'ny firenena Saingy mahatsiaro kely hery moa ny tena Dia aleo mijerijery sy mitazatazana enyTe hitabataba fa tsy afaka mitenyMainka loza ny manjoMahita ny nanaovana ireo nafana foNisy ny nigadra na maty mihitsy … Continuer à lire Miharitra
Lehibe ialahy
Lehibe ialahy Efa tovolahysalama sy tomady Endrey, faly izahay mivady f'ialahy ilay zanakayno indro ankehitriny fa raisina ho mpandray Dia mitomboa fahendrena Inoako koa ialahy fa hahita fandresena amin'ny ady atao rehetra Hiavaka hatrany amin'ny fanahy sy toetra Ary indrindra koa ho feno fahalalàna Dia aza adino mihitsy leisy ny tanàna rehefa any aorianaka tojo sy tafita amin'ny tanjona irinaHo tabiha ialahy sy ho reharehanay Tsy … Continuer à lire Lehibe ialahy
Mahaiza miaina
Mahaiza miaina Tsy maintsy ho faty foana eTsy misy ho afa-mainaKoa andanio fotoanaIzay mampifaly saina Ny sakafo hano tsaraIzay tiana atao ataovyTetezo i GasikaraNy akanjo soa anaovy Toneo foana ny foDia mba mitsikia Miezaha manao ny soaMahaiza koa mitia Rasamy
Fisainana bontolo
Fisainana bontolo Mampalahelo ny vahoakafa lasa izy mitsoaka vao manomboka mipoakany baomba sy ny basyTsy te hiady intsony ve ireto malagasyZary manaiky sisaHany ka manjakazaka iretsy vitsy an'isaManana ny hery sy ny fahefana Toa mitovy avokoa izay mahazo fitondrana Samy mampanantena fa hampandroso firenena Mahay mikabary tsy mihambahambaKanefa dia vonona hanao ampihimambany fahefam-panjakana Manao izay tiany atao amin'ny didy sy lalàna Te … Continuer à lire Fisainana bontolo









