Natao ho an'iza loatra ary moa ny lalàna? Manko mahavariana ny mitranga eto an-tanànaToa hafahafa foana ny didim-pitsaranaZary mitanila hatrany hatrany ilay mizànaSatria ireo mpangalatra akoho sy ganaganaAvy dia alefa any anaty figadrana Misy aza moa tsy meloka nefa dia tsy tana Fa ny varavaram-ponja no mivoha midanadana Kanefa etsy andaniny, matetika mazàna Misy tena misy ireo manam-pahefana Hita miharihary fa … Continuer à lire Tsy tan-dalàna
Auteur : rasamison
Toe-tsaina
Mahantra toe-tsainany olona variana mijanona sy miainaamin'ny zavatra efa lasaAry n'inona n'inona mety ho kinasadia ny tahotra indray no tonga mialohaTsy manam-pahasahiana, malemilemy lohaSady tsy mba vonona hianatra ihany koaMimenomenon-dava sy manaiky faharesena Lazainy fa devoly izay manan-karena Dia mialona ny namany mahita fandresena Toe-tsaina tsara kosany an'ireo tsy mialona, tsy tia mifosafosa Mifaly amin'izay azony omaly sy androany Miasa … Continuer à lire Toe-tsaina
Nanenina
Zendana aho rey olonafa misy ireo mpitolonatsy laitra noteneninafa nikiribiby sady be mareninatsy nety mba nanarina ery tamin'izanynidrikina mihitsy fa hoe iny ihanyno olona hanavotra an'i Madagasikara. Indrisy ankehitriny fa niova ny tantaraToa tsy fanatika intsony? Lotika tanteraka ny sainy sy ny fonyAiza ve leiretsy k'isan'andro injaoVavabe manenjika indray no henonaoFoana ilay fitiavana lehibe fahinyNivadika ho tsikera … Continuer à lire Nanenina
Gisitra
Ny tanora malagasy rehefa any ampitaToa tena hikoizana sady mahavitaMahagaga mihitsy fa kinga sy mahayTsy vao izao akory fa efa hatrizay Koa nahoana kosa eto MadagasikaraTakona tanteraka ny olona mba tsara Fa ory hava-manana, feno fialonana Nefa isan-kalahady mameno fiangonana F'inona mihitsy ary no mahazo antsikaNy fiainana eto angamba no mety mampivika Mihatsaravelatsihy aby na ambony na … Continuer à lire Gisitra
Mpamadika
Misy tena misy ary maro ny mpamadikaTsy mahamenatra azy akory ny mivadikaamin'ireo olona nahatoky azy.Ataony ho toy ny tsisy na koa vazivazy,ny fifanekena niarahana nanao,fa dia ivadihany fotsiny am'izao.Hainy tena hainy ny mandangolangoTalentany ihany koa ny manao rapadangoHenjana izy ireny f'aza voany ihanyMandraingiraingy mihitsy, mila hitomany Misy tsy miahotra mamadika ny namanyRehefa injay mitady hisongona … Continuer à lire Mpamadika
Vazaha taratasy
Betsaka tokoa isika malagasyno malahelohelo sy mangasihasy,rehefa mba mahita ny any ampita any,lasa ambiroa tsisy toy izany. Manontany tena hoe fa dia nahoana loatrany firenen'ny hafa no tsara sy mivoatra?Ny an'ny tena kosa tsy misy fandrosoana Milona anaty aizina sy ny habadoana Indrisy, tsy mitsahatra mikoroso fahanaVahiny sy olom-bitsy no mahazo vahana F'inona mihitsy ary no mahazo antsikaMatroka … Continuer à lire Vazaha taratasy
Tsy mahay
N'inona n'inona ambaradia voarakitra ho tantarailay resa-panadinanaHeloka ny fahanginanaManoloana ny tandrevaka nataon'ny fitondranaNisavoritaka tokoa ilay fanadinam-panjakanaNivoaka aloha ny laza adinaka marobe ireo mpiadinano tsisy fitonian-tsaina. Labozia no nampiasainasatria dia tapaka ny jiro noho ny delesitazy Na ny labozia koa aza mbola samy naka ny azyTsy mba rariny intsony, mafy ny manjo ny ankizy Ny hatsiaka etsy andaniny mamirifiry … Continuer à lire Tsy mahay
Tsy iriko
Tsy irikoAry tsy tiako Eny tsy ekeko Raha ny fireneko No entin'ny vahiny Aoka re tsy ho tsiny Fa laviko iny olona iny. Raha toa koa re izy nahavita Ka nanao izay mba nahatafita Ny vahoaka nitolona sy niady ho azyDia angamba koa izaho mba faly sy korazySaingy dia mampalahelo mihitsy anie indrisy Fampahantrana ny vahoaka izao aloha no misy Rasamy
Fiainana
Falifaly ery nahavita fianaranaDia iny fa mihevitra ny hanam-pitsaharanaKinanjo eo vao tazana indray manarangaranaFa tsy tapitra eo akory ny tohatra fiakarana Mainka aza kivy vao eo am-baravaranaHay eto vao hanomboka ny fiainam-pisasarana Kanefa izay ilay fiainana ry tanora namanaAza kivikivy fa tohizo izato lalana Ny revy sy ny ditra no aza ivalamparanaTiavo izay atao mba hahita fahasambarana … Continuer à lire Fiainana
Aza be fanahiana
Betsaka ny olona manam-pikasànaManiry hanao zavatra any an-dohany anyKanefa indrisy feno fisalasalànaTsy ampy fahasahiana, manofy fotsiny ihany Maro no te hanana vola aman-karenaMipololotra fatratra ery ny fanirianaIndrisy fa tsy ampy ilay fahatokisan-tenaMiaina lalandava anaty fanahiana Manahy fa tsy hahomby ny zavatra ataoMatahotra ihany koa fa ndrao afa-barakaHany ka tsy miova f'isan'andro izao"Sao dia" sy "tahak'izay" no mahazo … Continuer à lire Aza be fanahiana









