Avoay re ny volanyIsan-taona izao dia izany foana ny olanyMampitolagaga ny olona mijeryF'inona mihitsy ary izato misiteryIo vola io ve tsy efa vonona ao foana eKanefa dia lalaovina tsy hay hoe nahoanaSa mbola mihodikodina mandalo lalan-kafaMampijaly mpianatra, atao mijafajafaDia lasa migrevy manao filaharanaMitaky fandoavana vatsim-pianaranaNy kibo noana lava satria tsisy vatsyNy trano ipetrahana kely sady ratsySady efitra … Continuer à lire Soso-po
Catégorie : Fiaraha-monina
Andron’ny vehivavy
Ny andron'ny vehivavyry izy mianakavy, raha atao mahitsy, dia tsy fety izany mihitsy. Fa andro fahatsiarovana fitakian-jonataon'ny vehivavy efa tany alohaNitolona niady nanao fitakiana, hisian'ny miralenta, na ny fitovianaIty andro ity izany dia enti-mampahatsiaroNy zon'ny vehivavy amy lafin-java-maroKoa fanontaniana izao no mby an-dohaEfa tena feno ve ilay fitovian-jo? Ka fety ve no ilaina? Sa fanentanana mba samy ho tonga sainaFa … Continuer à lire Andron’ny vehivavy
Mitsoaka any andafy
Maniry ny handositra daholo ny ankizyMitsoaka any andafy noho ny krizyManko fahantrana no hita eto amin'ny taninyK'any no heveriny fa mety misy maminy Ireo izay efa lasa moa tsy te hody intsonyNa malahelo aza ny sainy sy ny fonyTsy afaka manoatra noho ny zava-misyRatsy loatra mantsy ny fiainana eto indrisy Maro ireo mipetraka tsy misy … Continuer à lire Mitsoaka any andafy
Mpangalatra
Rehefa ilay mpanao hala-botry no mba tratradia fomba amam-panao efa zary mahazatra, ilay fitsaram-bahoaka. Tsisy hoe tafondro na basy koa mipoakafa daroka sy vono tsisy alaharoMamely ao daholo na vitsy koa na maroMiala hatramin'ny ainaTsy misy na iray aza mba tonga saina,fa iny olona iny raha naka ny tsy azy,dia mendrika ho faizina sy omena sazySaingy sazy … Continuer à lire Mpangalatra
Sakaizan’ny mpandresy
Misy tena misy ny sakaizan'ny mpandresyTsy laitra izy ireny rehefa injay ka resyny ekipa izay tohanany,fa avy dia kantsanany.Ranona no diso e, tena tsy mahayEsory any ireo fa tena tsy milayOlona tsy alehany, tsisy ilavana azyRavao any mihitsy sady omeo ny sazy Kinanjo aty aoriana vao mibata fandresenaIny ekipa iny ihany tsy nitombo tsy nihenadia … Continuer à lire Sakaizan’ny mpandresy
Efao ny trosanao
Avereno re ny volany raha toa ianao nitrosaMahagaga mihitsy fa dia misosasosa ny vavanao miteny rehefa hoe hangatakaKanefa aty aoriana dia mody mihatakataka Omeo tsisy farany, ao mba ampindramoFa rehefa hamerina dia mikatramotramoSady tsy mangina fa mbola basivava Gisa homan-ketsa k'izy indray no avo vava Iny volany iny anie ka vidin-katsembohanaAzy dia takiany, f'aza dia kepohanaMankarary azy … Continuer à lire Efao ny trosanao
Mampanongo tena
Efa mila hampitroatrafa tafahoatra loatra ny mitranga ankehitriny.Ialàko re ny tsinyfa sady mahamenatra no koa mahararyTsy azo afenina intsony fa hita mihariharyny fahasahiranana manjo ny firenenaToa ratsy avokoa izay vaovao jerenaPotika tanterak'ireo lalam-pirenenaNy jiro sy ny rano mbola tapaka eny foana Hitombo tsy ankijanona ny olona izay noana Satria arivo ariary izao ny kapoakam-baryNy "Euro" iray efa ho … Continuer à lire Mampanongo tena
Mesia
Raha ny zavatra lazainysy kabary tanisainyno henoina sy jerena dia hainy ny mampanantena. Mipoerapoera fatratra mihevitr'azy ho tonga lafatra k'izay rehetra teo talohalazainy ho resiny avokoafa raha izy no voafidydia ho rava ireo mangidymampijaly ny vahoaka. Ela ny ela ho tafavoaka Hiova hono ny tantaraHo sambatra i Gasikara Izy izany ilay Mesiasady koa mpanao mazia Moa va tsy toy izany foana nandritra ny enimpolo taona? Milaza … Continuer à lire Mesia
Mpisoloky
Misy miangavy mba mila fanampianaIrony efa zatra mitrosa lava ironyMangataka amy namany sy fianakaviana Kinanjo vao mahazo dia iny tsy hita intsony Misy toa manana tsy mahantra akoryHita ety ivelany ny fiainany misosaKanefa re ny toetrany dia manorisory Sady mpisoloky no tsy mpamerin-trosa Indrisy fa dia maro no lasa toy izany Tsy ampoizina mihitsy fa feno ny tanàna Voany daholo … Continuer à lire Mpisoloky
Aza maikamaika
Dada ô, mampalahelo ahy iretsy ankizikelyFeno azy ireo anie hatrany Analakely eMalotoloto lamba sy rovi-patalohaRakotra azy ireo koa etsy AmpefilohaNa eny Behoririka hatreny AnkorondranoToa mirenireny tsy anaty tokan-trano Lasa be ny saiko fa dia nahoana loatraNy fiainan'izy ireo ve mety mba hivoatra? Raha tsy mianatra izy, ahoana ny hoavinyMangataka no ataony, izay manome tsy lavinyMangalatra ihany … Continuer à lire Aza maikamaika









