Catégorie : Fiaraha-monina

Dada tia anao

Dada tia anao

Anaka, fantatrao tsarafa sarotra ny fiainana eto MadagasikaraToa tsy hita izay mangirana Mitombo hatrany ny isan'ny olona sahirana Kanefa  angamba anaka, tsapanao ihanyfa na eo aza izany ady sarotra izanydia miezaka  i Dada, mikiry tsy ankijanonahahatonga anao ho lasa olom-banona. Ny tena ato am-poko sy raikitra an-tsaikodia antom-pivelomako ianao ry sombinaiko.Na inona na inona mafy ho zakaikosy olana … Continuer à lire Dada tia anao →

Azy ny finoany

Azy ny finoany

Misy ny mivavaka amin'ny zavamananainaNy hazo sy ny biby no tiany hamasininaIreny no heveriny ho manavotra ny ainaIzay no finoany, tsy ataoko tsinontsinona  Misy ny mivavaka amin'ny razambenyTiany sy hajainy, ary koa henoiny Manana ny fomba amam-panaony irenyIzay no mahasambatra ny sainy sy ny fony Misy ny mivavaka amin'ny sarisary vonganaAo koa ny mino Zanahary an-danitra … Continuer à lire Azy ny finoany →

Maizina

Maizina

Hanao ahoana ihanyny mety ho fiafaran'ity fiainan'ny vahoakaSatria aleo dia tsorina fa tsy tafavoakaKrizy mihalalina no iainana etoanaTena mbola lavitra izany fandrosoanaMainka mihamilentika izato fahantrana Maizina ny hoavy tsisy taram-pahazavana Ny vidim-piainana io tsy takona afeninaNa ny mpanohana aza zary toa maneninaNanantena mafy tamin'ny resa-beliranoKinanjo mihasahirana ny isan-tokantranoMiakatra ny menaka, lafo koa ny varyNy vidim-panafody mainka … Continuer à lire Maizina →

Vary foana ve?

Vary foana ve?

Nahoana moa isika no tsy maintsy mihinam-bary Rehefa tsisy vary dia milaza fa mosarySakafo maro anefa no nomen'Ilay NaharyFamboly an-tanety ka hatreny an-tanimbary Toa miankina amy vary ny fiainam-pirenena Miteraka krizy raha vao tsisy eny an-tsenaNy voka-bary anefa tsy mitombo fa mihenaManafatra eny foana fa tsy mahavita tena  Vao mainka koa moa loza izao ny zava-misy Ny vary … Continuer à lire Vary foana ve? →

Delesitazy

Delesitazy

Vao tonga ny marainadia efa reraka ny sainaSatria vao miditra biraodia inona hoy ianao? Tapaka ny jiro tsy misy azo ataoDia toy izany foana isan'andro izaoLeo tena leo amin'ny delesitazy(LBP mihitsy SNBV)  Ny mpitondra mifanesy no tsy mahavita azy dia ny vahoaka no mijaly sy voasazy    Aiza ve leiretsy ka tsisy fanavahana fa na toeram-piasana na … Continuer à lire Delesitazy →

Dadabe Noely ô!

Dadabe Noely ô!

Ry Dadabe Noely ô,Raha ho avy ihany ianaoMiangavy re... raha mbola azo ataoMba itondray rano eny isan-tokantrano fa dia mijaly loatra Mila tsy ho zaka fa tena tafahoatra izato toetr'andro sy ny zava-misy Alaivo sary an-tsaina anie ilay rano tsisy eNa ny olon-tsotra, na ny mpandraharaha Tsy lazaina intsony ny momba ny tantsahaKivy noho 'ty olan-drano toa tsy mety hivaha … Continuer à lire Dadabe Noely ô! →

Mijaly ny vahoaka

Mijaly ny vahoaka

Na inona ambara na inona lazainaEfa ny maro an'isa izao no mitarainaMafy ny manjo, feno ny kapoakaTsy rariny intsony ny manjo ny vahoaka Miharitra ny mafy ny isan-tokantranoTapaka ny jiro, tsisy koa ny ranoNy jirama tsy misy, ny vovo efa ritraTsy hita izay atao fa dia mipitrapitra  Ny atoandro miasa sy mamonjy fianaranaNy alina indray … Continuer à lire Mijaly ny vahoaka →

Tsia

Tsia

Nahoana moa ny gasy no zary tsy mba sahyFa misalasala sy manana ahiahyRehefa indraindray tokony handàNy baiko sy ny tsindry ataon'ny vazaha?  Na aza "tsia" tsotra izao no tena ao an-dohaDia ny "oui mesie"  no lasa mialoha Matahotra hitsipaka ny tenin'ny vahinySadaikatra hamaly ndrao hahazo tsiny  Dia toy izany koa na dia samy malagasy Na olon-dehibe io … Continuer à lire Tsia →

Maina ny tany

Maina ny tany

Indrisy re indrisy fa maina izao ny tanyKivy ny mpamboly mila hitomanyMijaly sy marary ny zava-manan'ainaNy biby sy olombelona samy mitarainaSatria dia tsisy ranoNa ny eny antsaha, indrindra ny ao an-tranoMiziriziry mafy tsy  milatsaka ny oranaMiteraka aretina mampangorangoranaMafana loatra ny androMila tsy ho zaka ny herin'ny masoandroFa toy ny afobe mamono sy mandoroMampanahy ny hoavy, … Continuer à lire Maina ny tany →

Mpirahalahy

Mpirahalahy

Izahay fony ankizy dia niara-nilalaoNy raharaha an-trano niarahana nanaoMba niadiady kely nifampila kisa koaFa tsy nifankafoy satria mpiray tampo Nitombo avy eo ny taona nandalo hatanorana Niara-nifanjevo tamy bandy ao an-tanàna Niarahana nandeha na sekoly na fiangonana Ny akanjo sy kiraro aza nisy niombonana Nony aty aoriana moa dia samy nanambady Dia samy toa variana miasa sy mitadyFa rehefa tafahaona dia … Continuer à lire Mpirahalahy →