Catégorie : Saina Miabo

Mba ho maty hamela mamy

Mba ho maty hamela mamy

N’inona n’inona mitranga amin’ny fiainana eto an-tany Mila miezaka mitraka, tsy ho lany andro mitomany Hijoro foana tsy hikoro, hiasa mafy, hatanjan-tsaina Tsy handrara-kilo mby an-doha, mandra-pialam-pofonaina Ny fahoriana sy adin-tsaina, lalana tsy maintsy diavina Ny halemena, fahotana, tena misy, tsy azo lavina Ireo no iainana isan’andro, nefa tokony tsy handavo Fa raha potraka androany, … Continuer à lire Mba ho maty hamela mamy →

Hafatra

Hafatra

N'inona n'inona mitranga N'inona n'inona hanjo Ny lanitra tsy maintsy ho manga Fa toneo aloha ny fo Tsy hanaiky ho resy an'ady Ka hametraka fiadiana Milofosa hatrany hitady Ilay fiainam-pifaliana Aza mandrarak'ilo mby an-doha Ka hilavo lefona avy hatrany Misikina herim-po Aleo mitraka foana ihany Fa ny fiainana mandalo Tsy hanindroa na hanintelo Tiavo hatramin'ny … Continuer à lire Hafatra →