Étiquette : Diplaoma

Misy foana

Misy foana

Na iza ianao na iza, na aiza koa na aizaN'inona fahaizana anananao sakaizaNy diplaomanao, na ngeza toy ny ahoanaNy mahay noho ianao, tsarovy misy foana Ny voninahitrao sy ny toeranao anioMety tena avo, nefa izao no tadidioTsy akory faratampony ianao amin'izanyMisy foana ambony noho ianao any ho any Raha toa ianao tafita ary koa manan-karenaIlaina … Continuer à lire Misy foana →