Isan'andro izao,dia tsy maintsy hitanao,eny anaty fesiboky sy haino aman-jery,ny vaovao ratsy tsy mahatehijery,ny vono olona sy ny fangalarana,ny loza an-dalambe tsisy fitsaharana,ny fisaraham-bazana sy fifampiandaniana,ny fosa sy ny tsaho ary koa fanaratsiana.Anaty fiaraha-monina na fianakaviana,na anaty orinasa, na anaty fanjakanadia vaovao ratsy no mameno ny tanàna. Nefa tsarovy fa anaty fesiboky koa,misy tontolo tsara … Continuer à lire Mizara tsara
Étiquette : Mizara tsara
