Fanambadiana

Fanambadiana

Ny fanambadiana, dia tsy akory hoe fifaliana foana mandavantaona. Fa misy koa fotoana, mifampila vaniny sy miadiady, mifangaringarika eny ny mpivady Mifanome lamosina tsy mifampiteny  Kanefa, ... ireny rehetra ireny dia mandalo ihany Tsy maharitra ela dia indreo mifanontany,  miombona indray.  Izay ilay olondroa nitambatra ho iray Indraindray tsy mitovy ny fisainana Fa kosa, ... … Continuer à lire Fanambadiana →

Tranon’Ambohitsaina

Tranon’Ambohitsaina

Betsaka ireo mpianatra eny Ambohitsainano velon-taraina,fa tsy mahazo tranoIreo mahazo indray dia mahita angano,satria dia ratsy sy tsizarizary tena tsy manjary ny fonenan'izy ireo. Ireo tena mpianatra mijaly mitoreo, noho ireto trano tsy voakolokolo Tsy vitan'izany fa hita ao daholo  rehefa karazan'olo Trano tokony ho an'ny mpianatra ihany Kanefa dia tsy izany no zavatra hita maso Hita … Continuer à lire Tranon’Ambohitsaina →

Halam-bahoaka

Halam-bahoaka

Mafy koa raha mafy izany halam-bahoaka, satria dia milefa mandositra mitsoaka, tsy mahavita mijanona eto akory, tsy mahita tory, mahia fotsy hatsatra, ny fo sy ny saina tsisy fialan-tsasatra Vao misokatra ny vava ka te hikabary, dia indro fa asehon'ny vahoaka miharihary,  ny tsy fitiavana azy intsony.  na ny mijery azy aza mankalonilony. Mafy tena … Continuer à lire Halam-bahoaka →

Mpiady seza

Mpiady seza

Vao vita izao ny tolona, dia tsy maintsy misy olona handeha hihazakazaka hitady seza. Maro izy ireny tsy mijanona eo mateza, fa tetezamita ihany, satria tsy mba mety ho voafidy izany   Ireo ilay mpijapy tolona hatrizay Misy fandresena dia iny miolomay Midina eny an-kianja hono hikabary,  dia eny ambony sehatra midongy alaina sary.  Nandritra … Continuer à lire Mpiady seza →

Badoda

Badoda

Badoda dia anarana foronina, satria mora tononina, entiko ilazana ireo ampahan'olona, mpamono ireo tanora milahatra mitolona. Manampatra ny heriny sy ny vavabasy Tsy menatra midaroka mamono malagasyManaraka fotsiny ny baikon-tsonegaly, dia tsy mijanona mihitsy mampijaly, ireo tanora mitaky fahafahana  Mamerina ao an-tsaina ny androm-panjanahana   Ilay fanjanahan-tany nataon'ny vahiny, no indro toa miverina indray ankehitriny … Continuer à lire Badoda →

Mitomany

Mitomany

Malahelo aho mahita izato firenekoMaizina ny zavatra hitako sy reko Ny jiro tapatapaka, tsy misy koa ny rano Mitaraina aby ny isan-tokantrano Sahirana ihany koa ireo orinasa Mafy ny mahazo ny mpianatra sy mpiasaSatria isan'andro dia delestazy Ny vahoaka mihitsy no toy ny voasazy Kanefa vao mijoro sy mba mitaraina  Dia indro fa vonoina, darohina … Continuer à lire Mitomany →

Profesora

Profesora

N'inona n'inona ambaradia aoka atao mazava tsara,fa hafa foana ny toe-tsainasy ny fahaiza-mianan'ny,olona nandia fianarana. Tsy nitandro hasasarana tamin'ny asa fikarohany. Tsy hoe olona tampohany na koa tia miwerawera, anaty fitaovan-tserasera.  Tia mampianatra tanora Tsy nividy diploma mora Izay ilay hoe Profesora Koa aoka tsy ho ambaniana, fa na oviana na rahovianaary n'aiza koa na aiza,ny Profesora … Continuer à lire Profesora →

RIPaka

RIPaka

Ripak'ireo olona namonjimonjy fety,F'inona loatra Ilay zavatra tsy netynohanin'izy ireo?Fianakaviana maro no indreo mitoreo,namoy ireto zanany Misy aza fongana teo ny taranany Mampalahelo loatra ny zavatra mitranga Nefa toa afenina fa tsy harangaranga izay zava-misy marina?  Inona ilay poizina mba tianay ho fantarina Moa ve tsisy intsony ny zavatra azo atao fa dia matimaty fotsiny ao ireto … Continuer à lire RIPaka →

Aleoko ihany

Aleoko ihany

Tsara aty ampita eTena tsy azo lavina fa hiaraha-mahita,ilay fandrosoanaTanteraka aty ilay fanatontoloanaLafatra aok'izany ny fanajariana Izay jeren'ny maso zary mahavariana Ny fiara misosa amin'ny lala-mikodàna Ny ankamaroan'ny olona manaraka lalàna Tsara karakara ny fahasalamana  Madio tsisy vovoka eran'ny tanàna Misy kolikoly fa tsy tafahoatra Rariny aty raha mivelatra mivoatra Ny jiro sy ny rano efa mandeha … Continuer à lire Aleoko ihany →

Vody be

Vody be

Oadray ity vody be, toa haderadera Tena mahamenatra an-drizareo masera Tsy misy pataloha fa io mivandravandra ireo tavany ankiroa Fa nahoana mihitsy moa? Tsy vitan'izany f'io koa eo amin'ny tany  ilay tay be nivoaka Fa ny mahagaga dia tsy misy mitsoaka Mainka aza maka sary  Ireto bandy tsy manjary  Faly mahita vody sy tay sary … Continuer à lire Vody be →