Étiquette : Mpivavaka

Mivavaka

Mivavaka

Mivavaka isika, mivavaka eny foanaMivavaka ao an-trano sy any am-piangonanaMivavaka isan'andro, eny mandavan-taonaNa misy fahoriana na fety aman-danonana Mivavaka isika rehefa hihinam-bary Andriamanitra ô tahio ny sakafonay Omeo ireo tsy manana, sitrano ny marary Hatramin'ny ankizy mivavaka ohatr'izay Maro ireo mivavaka alohan'ny fandriana Misy koa mivavaka fa tonga ny maraina Mivavaka misaotra sy mangata-pitahiana Mandohalika … Continuer à lire Mivavaka →

Mpivavaka miavaka

Mpivavaka miavaka

Isika malagasy dia vahoaka miavaka Ory hava-manana nefa tia mivavaka Feno ny fiangonana  isak'alahady Fa bobaka ihany koa ireo mpisara-bady Indreo mitanjozotra, hivavaka am-piangonana Nefa ny ao am-pony, matetika fialonana Ry Jesosy Tompo ô vonjeo ny Taninay Nefa ao an-kelika ihany ny kibay Mba tahionao hono ireo olona mitondra Nefa antsoiny foana hoe : vendrana … Continuer à lire Mpivavaka miavaka →