Mafy koa raha mafy ny sedra nandalovanaNy fo no narary, ny vatana torovanaSatria tampoka teo tsy nisy nanampoFahoriana lalina no nihatra sy nanjo Mainka koa nanampy ny eso sy ny latsaNampitombo indray ny sento sy ny ratraSoratany daholo izay tonga tao an-tsainyIlay manendri-dresy dia zavatra mba hainy Nefa izahay hijoro, tsy hitanondrika intsonyNy famaliana moa … Continuer à lire Sedra
Étiquette : Sedra
