Étiquette : Haingotiana

Sedra

Sedra

Mafy koa raha mafy ny sedra nolalovanaNy fo no narary, ny vatana torovanaSatria tampoka eo tsy nisy nanampoFahoriana lalina no nihatra sy nanjo Mainka koa nanampy ny eso sy ny latsaNampitombo indray ny sento sy ny ratraSoratany daholo izay tonga tao an-tsainyIlay manenji-dresy dia zavatra mba hainy Isika anefa hijoro, tsy hitanondrika intsonyNy famaliana moa … Continuer à lire Sedra →

An’Andriamanitra ny famaliana

An’Andriamanitra ny famaliana

Tomany ny fianakavianaLasa ianao ry HaingotianaTsy hita intsony izay teneninaMaty tsy nialàna neninaTsy aretina tsy notsaboinaFa fanahiniana novonoinaTsy nasiana indrafoTena mahavaky fo Mitomany izahay, mahatsiaro ho mararySatria ireo olo tsy manjaryNo namono tsotra izaoNanapitra ny andronaoSady tsisy fitsitsianaFa tena feno habibiana Mainka nitombo ny fitomanianaF'iny andro iny ry HaingotianaHay ianao afaka bakaMafy mila tsy ho … Continuer à lire An’Andriamanitra ny famaliana →